|
|
|
|

Entry1  tsy hita avanavana
Elementary words  2  tsy hita, 3  avanavana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1]
Explanations in English  6  used of something that is unique. [1.2]
Explanations in French  7  innombrable [1.3, 1.5]
8  complètement invisible, incompréhensible [1.3]
Examples  9  tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika [2.296]
10  Noho izany, na dia madiva haraina aza ny andro, ka efa mifamalivaly eny amin' ny lohasaha eny ny sahobakaka mbamin' ny sahona, dia toa tsy|hita avanavana mbola tsy|hita avanavana akory izay Ankeritsa. [2.357#68]
11  fa eo ilay hery anankiray ao amin' ny isam-batan' olona mety hampiova tsy hita avanavana ny nentina hatrany an-kibon-dreny sy ny toe-javatra rehetra mihitsy [2.296#114]

Updated on 2025/09/12